Manoloana ny fankafizana manokana ny rindran- kira gasy, dia nasain' i Donné i Gasy- Rija hiara handray anjara aminy ny ANDOHALO sy ZARIDAINAN' ANDOHALO. Marihina eto am- piandohana fa i Gasy-Rija dia notohanan' i Donné hatrany tamin' ny lafin- javatra maro toa ny torohevitra, ny fanazavna bebe kokoa
ny momba ny KOLON TSAINA MALAGASY, NY TANTARAN NY VALIHA. Koa am- pitiavana lehibe tokoa ry tompokolahy sy tompokovavy ny hizarana aminareo ny vokatry ny asa.
Donné ANDRIAMBALIHA sy GASY-RIJA's Friend Space (Top 4)
Miarahaba ry zalahy a, Dia faly tafahoana aminareo indray, ela izany an. Mampahatsiaro ny tanana ilay mozika fa miasaotra e. Manantena ny hiaona tsy ho ela. mamy
Salama! Merci beaucoup pour l'invitation a decouvrir votre musique; un vrai regal! c'est vraiment superbe! Tres bonne continuation dans la musique et sur myspace! a bientot,